plt_tn/act/24/07.md

332 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ny fanolorana ny fiampangana an'i Paoly eo anoloan'ny Governora Feliksa i Tertylo.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny "fantatrao" dia manondro ny Governora Feliksa.

niampanga azy amin'ny

"niampanga azy amin'izay ataony" na "niampanga an'i Paoly ho meloka tamin'ny nataony"