# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ny fanolorana ny fiampangana an'i Paoly eo anoloan'ny Governora Feliksa i Tertylo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny "fantatrao" dia manondro ny Governora Feliksa. # niampanga azy amin'ny "niampanga azy amin'izay ataony" na "niampanga an'i Paoly ho meloka tamin'ny nataony"