plt_tn/act/24/01.md

44 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Nosedraina tany Kaisara i Paoly. Natolotr'i Tertylo miaraka amin'ny fiampangana an'i Paoly i Governora Feliksa .
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpisolo tena tampisaka hoe: "-nao"dia maneho an'i Feliksa, ilay Governora.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny "-nay"dia manondro ireo mponina eo ambany fitondran'i Feliksa.
# Taorian'ny dimy andro
Taorian'ny dimy andro"nisamboran'ny miaramila Romana an'i Paoly tao Kaisara"
# mpikabary
"mpisolovava." Tertylo dia mpahay lalàna Romana izay teo mba hiampanga an'i Paoly ao amin'ny fitsarana.
# nandeha tany
"nandeha tany Kaisara izay nisy an'i Paoly"
# nitsangana teo anoloan'ny governora
"teo anatrehan'ny governora izay mpitsara tao amin'ny fitsarana"
# nanomboka niampanga azy
"nanomboka nandika lalàna manohitra azy" ny governora
# manana fiadanana lehibe izahay
Ny hoe: "izahay"dia manondro ireo mponina eo ambany fitondran'i Feliksa, manana fiadanam-be"
# ary ny fahitanao dia mitondra fanovana tsara eo amin'ny firenenay
"ary ny fikasana nataonao dia nanatsara ny firenentsika "
# Feliksa tsara indrindra
" Governora Feliksa izay mendrika voninahitra lehibe" Feliksa no governora romana amin'ny faritra iray manontolo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 23: 25