plt_tn/act/24/01.md

1.3 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Nosedraina tany Kaisara i Paoly. Natolotr'i Tertylo miaraka amin'ny fiampangana an'i Paoly i Governora Feliksa .

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpisolo tena tampisaka hoe: "-nao"dia maneho an'i Feliksa, ilay Governora.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny "-nay"dia manondro ireo mponina eo ambany fitondran'i Feliksa.

Taorian'ny dimy andro

Taorian'ny dimy andro"nisamboran'ny miaramila Romana an'i Paoly tao Kaisara"

mpikabary

"mpisolovava." Tertylo dia mpahay lalàna Romana izay teo mba hiampanga an'i Paoly ao amin'ny fitsarana.

nandeha tany

"nandeha tany Kaisara izay nisy an'i Paoly"

nitsangana teo anoloan'ny governora

"teo anatrehan'ny governora izay mpitsara tao amin'ny fitsarana"

nanomboka niampanga azy

"nanomboka nandika lalàna manohitra azy" ny governora

manana fiadanana lehibe izahay

Ny hoe: "izahay"dia manondro ireo mponina eo ambany fitondran'i Feliksa, manana fiadanam-be"

ary ny fahitanao dia mitondra fanovana tsara eo amin'ny firenenay

"ary ny fikasana nataonao dia nanatsara ny firenentsika "

Feliksa tsara indrindra

" Governora Feliksa izay mendrika voninahitra lehibe" Feliksa no governora romana amin'ny faritra iray manontolo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 23: 25