plt_tn/act/23/12.md

8 lines
288 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Raha mbola tao am-ponja tao amin'ilay rova i Paoly dia nanao voady ny hamono azy ireo Jiosy tsy mpino.
# namorona tetika ary nanozona ny tenan'izy ireo
DH: "niangavy an'Andriamanitra mba hanozona azy ireo raha tsy manao izay nampanantenain'izy ireo"