plt_tn/act/23/12.md

288 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Raha mbola tao am-ponja tao amin'ilay rova i Paoly dia nanao voady ny hamono azy ireo Jiosy tsy mpino.

namorona tetika ary nanozona ny tenan'izy ireo

DH: "niangavy an'Andriamanitra mba hanozona azy ireo raha tsy manao izay nampanantenain'izy ireo"