plt_tn/act/23/09.md

551 B

Noho izany dia nisy fitabatabana mafy niseho

"Dia nanomboka nihoraka mafy izy ireo." Ny teny hoe "noho izany" dia manamarika toe-javatra nitranga izay nitranga noho ny zavatra hafa izay niseho taloha. Amin'ity tranga ity, ny hetsika teo aloha dia ny filazan'i Paoly ny finoany ny fitsanganana amin'ny maty.

Ahoana raha ny fanahy na ny anjely no niresaka taminy?

Ireo Fariseo dia manakiana mafy ireo Sadoseo amin'ny filazana fa fanahy sy anjely dia tena misy ary afaka miresaka amin'ny olona. DH: "Angamba nisy fanahy na anjely niteny taminy!"