8 lines
551 B
Markdown
8 lines
551 B
Markdown
|
# Noho izany dia nisy fitabatabana mafy niseho
|
||
|
|
||
|
"Dia nanomboka nihoraka mafy izy ireo." Ny teny hoe "noho izany" dia manamarika toe-javatra nitranga izay nitranga noho ny zavatra hafa izay niseho taloha. Amin'ity tranga ity, ny hetsika teo aloha dia ny filazan'i Paoly ny finoany ny fitsanganana amin'ny maty.
|
||
|
|
||
|
# Ahoana raha ny fanahy na ny anjely no niresaka taminy?
|
||
|
|
||
|
Ireo Fariseo dia manakiana mafy ireo Sadoseo amin'ny filazana fa fanahy sy anjely dia tena misy ary afaka miresaka amin'ny olona. DH: "Angamba nisy fanahy na anjely niteny taminy!"
|