plt_tn/act/22/30.md

196 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "izy" dia manondro ilay kapiteny.

nitondra an'i Paoly nidina izy

Avy ao amin'ny rova dia misy tohatra midina mankany amin'ny kianjan'ny tempoly.