plt_tn/act/22/30.md

8 lines
196 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy" dia manondro ilay kapiteny.
# nitondra an'i Paoly nidina izy
Avy ao amin'ny rova dia misy tohatra midina mankany amin'ny kianjan'ny tempoly.