plt_tn/act/22/17.md

16 lines
421 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanomboka nanambara tamin'ny vahoaka ny nahitany an'i Jesosy tao anaty fahitana i Paoly.
# nahazo tsindrimandry aho
DH: "nahita fahitana aho" na "nomen'Andriamanitra fahitana aho"
# Nahita Azy aho niteny tamiko
Nahita an'i Jesosy aho niteny tamiko
# izy ireo tsy hanaiky ny fijoronao vavolombelona momba Ahy
"Ireo izay miaina any Jerosalema dia tsy hino izay lazainao momba ahy"