plt_tn/act/22/17.md

421 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanomboka nanambara tamin'ny vahoaka ny nahitany an'i Jesosy tao anaty fahitana i Paoly.

nahazo tsindrimandry aho

DH: "nahita fahitana aho" na "nomen'Andriamanitra fahitana aho"

Nahita Azy aho niteny tamiko

Nahita an'i Jesosy aho niteny tamiko

izy ireo tsy hanaiky ny fijoronao vavolombelona momba Ahy

"Ireo izay miaina any Jerosalema dia tsy hino izay lazainao momba ahy"