plt_tn/act/21/01.md

354 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy ny diany i Lioka sy Paoly ary ireo mpiara-dia tamin'izy ireo.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Lioka, Paoly, ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo.

nizotra lala-mahitsy nankany amin'ny tanànan'i Kosy

"nandeha mivantana tany amin'ny tanànan'i Kosy izahay"