plt_tn/act/21/01.md

12 lines
354 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy ny diany i Lioka sy Paoly ary ireo mpiara-dia tamin'izy ireo.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Lioka, Paoly, ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo.
# nizotra lala-mahitsy nankany amin'ny tanànan'i Kosy
"nandeha mivantana tany amin'ny tanànan'i Kosy izahay"