plt_tn/act/20/15.md

20 lines
579 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "isika" dia maondro an'i Paoly, ny mpanoratra Lioka ary ireo izay nandeha niaraka tamin'izy ireo.
# ny nosin'i Kio
I Kio dia nosy iray any amoron'ny ranomasin'i Aegana tany amin'ny Torkia.
# niantsona tao amin'ny nosin'ny Samo izahay,
"tonga tao amin'ny nosin'i Samo izahay"
# ny tanànan'i Mileto
I Mileto dia seranam-tsambo iray ao amin'ny andrefan'i Azia minora.
# Fa Paoly nanapa-kevitra ny hiantsambo handalo an'i Efesosy
Nandeha sambo nianatsimon'ny seranan-tsambon'i Efesosy i Paoly mba ahatongavany tany Mileto.