plt_tn/act/20/15.md

579 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "isika" dia maondro an'i Paoly, ny mpanoratra Lioka ary ireo izay nandeha niaraka tamin'izy ireo.

ny nosin'i Kio

I Kio dia nosy iray any amoron'ny ranomasin'i Aegana tany amin'ny Torkia.

niantsona tao amin'ny nosin'ny Samo izahay,

"tonga tao amin'ny nosin'i Samo izahay"

ny tanànan'i Mileto

I Mileto dia seranam-tsambo iray ao amin'ny andrefan'i Azia minora.

Fa Paoly nanapa-kevitra ny hiantsambo handalo an'i Efesosy

Nandeha sambo nianatsimon'ny seranan-tsambon'i Efesosy i Paoly mba ahatongavany tany Mileto.