plt_tn/act/20/13.md

788 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny mpanoratra Lioka, Paoly ary ireo mpiara-dia niaraka tamin'izy ireo dia nanohy ny dian'izy ireo na dia nisara-dalama tamin'izy ireo aza i Paoly teny amin'ny ampahan-dalana.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "isik" dia manondro an'i Lioka sy ireo izay niara-dia taminy fa i Paoly tsy tao anatiny.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy" sy ny "tenany" dia manondro an'i Paoly.

niantsambo ho any Aso

I Aso dia tanàna iray izay eo ambanin'i Torkia, eny amin'ny moron'ny ranomasin'Aegana.

Izany no faniriany izy tenany ho atao

Nampiasaina ny "tenany" teto mba hanamafisana izay tadiavin'i Paoly.

nankany Mitylena

Mitylena ankehitriny dia tanàna ao Mitiliny ao Torkia eny amorin'ny ranomasin'i Aegana.