# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny mpanoratra Lioka, Paoly ary ireo mpiara-dia niaraka tamin'izy ireo dia nanohy ny dian'izy ireo na dia nisara-dalama tamin'izy ireo aza i Paoly teny amin'ny ampahan-dalana. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "isik" dia manondro an'i Lioka sy ireo izay niara-dia taminy fa i Paoly tsy tao anatiny. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy" sy ny "tenany" dia manondro an'i Paoly. # niantsambo ho any Aso I Aso dia tanàna iray izay eo ambanin'i Torkia, eny amin'ny moron'ny ranomasin'Aegana. # Izany no faniriany izy tenany ho atao Nampiasaina ny "tenany" teto mba hanamafisana izay tadiavin'i Paoly. # nankany Mitylena Mitylena ankehitriny dia tanàna ao Mitiliny ao Torkia eny amorin'ny ranomasin'i Aegana.