28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "izy" dia manondro an' Andriamanitra tokana, ilay mpamorona.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ny teny hoe "azy ireo" sy "izy ireo" dia manondro ny firenena rehetra monina eto ambonin'ny tany.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Amin'ny fampiasana ny teny hoe "antsika," dia ahitana ny tenan' i Paoly, ny mpihaino azy ary ny firenena rehetra.
|
|
|
|
# olona iray
|
|
|
|
Izany dia midika hoe Adama, ilay olona voalohany noforonin'Andriamanitra. Izany dia azo lazaina ho ahitana an'i Eva. Tamin'ny alalan'i Adama sy Eva no namoronan'Andriamanitra ny olon-drehetra. DH: "mpivady iray"
|
|
|
|
# namaritra ny vanim-potoan'izy ireo sy nanendry ny toera-ponenana ary ny andro iainan'ireo
|
|
|
|
Azo atao ho fehezan-teny vaovao izany. DH: "Ary nifidy fotoana sy toerana hipetrahana izy"
|
|
|
|
# tokony hitady an'Andriamanitra izy ireo, raha toa ka mety hahatratra sy hahita Azy izy ireo
|
|
|
|
Ny faniriana hianatra momba an'Andriamanitra sy ny fifandraisany aminy dia lazaina toy ny hoe olona mijery olona iray hafa ara-bakiteny ary miezaka ny hanantona azy. DH: "tokony hianatra momba Azy izy ireo mba hahafahan'izy ireo hahatakatra fa mila Azy izy ireo ary lasa ho isan'ny vahoakany"
|
|
|
|
# tsy lavitra antsika tsirairay avy Izy
|
|
|
|
DH: "Izy dia tena akaiky antsika tsirairay avy"
|