plt_tn/act/16/40.md

382 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no mamarana ny fotoana nijanonan'i Paoly sy Silasy tao Filipy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy ireo" eto dia manondro an'i Paoly sy i Silasy. Ny teny hoe "izy ireo" sasany dia manondro ireo mpino ao Filipy.

nahita ireo rahalahy

Ireo "rahalahintsika" dia manondro ny mpino na lahy na vavy. DH: "nahita ireo mpino"