# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no mamarana ny fotoana nijanonan'i Paoly sy Silasy tao Filipy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "izy ireo" eto dia manondro an'i Paoly sy i Silasy. Ny teny hoe "izy ireo" sasany dia manondro ireo mpino ao Filipy. # nahita ireo rahalahy Ireo "rahalahintsika" dia manondro ny mpino na lahy na vavy. DH: "nahita ireo mpino"