plt_tn/act/16/29.md

650 B

Nampiantso Jiro

Ny antony mahatonga ny mpiambina nitady jiro dia azo atao mazava. DH: "niantso olona hitondra jiro mba hijerena hoe iza no mbola tao am-ponja

nihohoka teo anoloan'i Paoly sy Silasy

Nanetri-tena ilay mpiandry fonja ka niankohoka teo amin'ny tongotr'i Paoly sy Silasy.

nitondra azy ireo nivoaka

"nitondra azy ireo nivoakan'ny fonja"

inona no tsy maintsy hataoko mba ho voavonjy

DH: "inona no tsy maintsy hataoko ho an'Andriamanitra mba ho voavonjy tamin'ireo otako aho"

ho voavonjy ianao

DH: "Hamonjy anao Andriamanitra" na "Andriamanitra dia hamonjy anao tamin'ireo otanao"

ny ankohonanao

DH: "ny fianakavianao"