plt_tn/act/16/29.md

24 lines
650 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nampiantso Jiro
Ny antony mahatonga ny mpiambina nitady jiro dia azo atao mazava. DH: "niantso olona hitondra jiro mba hijerena hoe iza no mbola tao am-ponja
# nihohoka teo anoloan'i Paoly sy Silasy
Nanetri-tena ilay mpiandry fonja ka niankohoka teo amin'ny tongotr'i Paoly sy Silasy.
# nitondra azy ireo nivoaka
"nitondra azy ireo nivoakan'ny fonja"
# inona no tsy maintsy hataoko mba ho voavonjy
DH: "inona no tsy maintsy hataoko ho an'Andriamanitra mba ho voavonjy tamin'ireo otako aho"
# ho voavonjy ianao
DH: "Hamonjy anao Andriamanitra" na "Andriamanitra dia hamonjy anao tamin'ireo otanao"
# ny ankohonanao
DH: "ny fianakavianao"