plt_tn/act/16/16.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto- kevitra
Manomboka eto ny tranga voalohany amin'ny tantara fohy manaraka nandritra ny diany an'i Paoly; Izy io dia momban'ilay tanora mpanandro.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto dia tsara ny mampafantatra fa io tanora mpanandro io dia nitondra tombony ara-bola be ho an'ny tompony tamin'ny fanombatombana ny ho avin'ny olona.
# Ary tamin'izany
Ity fehezanteny ity dia manamarika ny fiandohan'ny ampahany vaovao amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa haneoana izany ny fiteninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.
# zatovovavy iray
Ny fehezanteny hoe "iray" dia mampiditra olona vaovao ao amin'ilay tantara. DH: "nisy tovovavy"
# fanahin' ny sikidy
Ny fanahy ratsy dia niresaka taminy matetika momba ny hoavin'ny olona.
# ny lalam-pamonjena
Ny fomba hamonjena olona iray eto dia toy ny hoe na lalana diavin'ny olona iray. DH: "Ahoana no hamonjen'Andriamanitra anao"
# Fa i Paoly dia nanomboka sosotra taminy ka nitodika
DH: "Fa nanomboka sorena i Paoly ka nitodika"
# amin' ny anaran'i Jesosy Kristy
Eto ny "anarana" dia midika fa miteny amin-pahefana na koa toy ny solontenan'i Jesosy Kristy.
# Ary nivoaka avy hatrany izany
"Ary nivoaka avy hatrany ny Fanahy Masina"