plt_tn/act/16/16.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto- kevitra

Manomboka eto ny tranga voalohany amin'ny tantara fohy manaraka nandritra ny diany an'i Paoly; Izy io dia momban'ilay tanora mpanandro.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto dia tsara ny mampafantatra fa io tanora mpanandro io dia nitondra tombony ara-bola be ho an'ny tompony tamin'ny fanombatombana ny ho avin'ny olona.

Ary tamin'izany

Ity fehezanteny ity dia manamarika ny fiandohan'ny ampahany vaovao amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa haneoana izany ny fiteninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.

zatovovavy iray

Ny fehezanteny hoe "iray" dia mampiditra olona vaovao ao amin'ilay tantara. DH: "nisy tovovavy"

fanahin' ny sikidy

Ny fanahy ratsy dia niresaka taminy matetika momba ny hoavin'ny olona.

ny lalam-pamonjena

Ny fomba hamonjena olona iray eto dia toy ny hoe na lalana diavin'ny olona iray. DH: "Ahoana no hamonjen'Andriamanitra anao"

Fa i Paoly dia nanomboka sosotra taminy ka nitodika

DH: "Fa nanomboka sorena i Paoly ka nitodika"

amin' ny anaran'i Jesosy Kristy

Eto ny "anarana" dia midika fa miteny amin-pahefana na koa toy ny solontenan'i Jesosy Kristy.

Ary nivoaka avy hatrany izany

"Ary nivoaka avy hatrany ny Fanahy Masina"