plt_tn/act/16/06.md

528 B

Frygia

This is a region in Asia. See how you translated this name in 2:8.

Ny teny

Firenena iray any Azia izany. Jereo ny fomba nandikanao an'io anarana io tamin'ny 2: 8.

nosakanan' ny Fanahin'i Jesosy izy ireo

DH: "ny Fanahy Masina dia nandrara azy ireo"

Mysia ... Bitynia

Faritra roa any amin'ny Azia

ny Fanahin'i Jesosy

"ny Fanahy Masina"

nandeha nidina tany amin'ny tanàna an'i Troasy izy ireo

Ny fehezanteny hoe "nandeha nidina" dia ampiasaina eto satria i Troasy dia ambany kokoa noho ny an'i Mysia