plt_tn/act/16/06.md

24 lines
528 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Frygia
This is a region in Asia. See how you translated this name in 2:8.
# Ny teny
Firenena iray any Azia izany. Jereo ny fomba nandikanao an'io anarana io tamin'ny 2: 8.
# nosakanan' ny Fanahin'i Jesosy izy ireo
DH: "ny Fanahy Masina dia nandrara azy ireo"
# Mysia ... Bitynia
Faritra roa any amin'ny Azia
# ny Fanahin'i Jesosy
"ny Fanahy Masina"
# nandeha nidina tany amin'ny tanàna an'i Troasy izy ireo
Ny fehezanteny hoe "nandeha nidina" dia ampiasaina eto satria i Troasy dia ambany kokoa noho ny an'i Mysia