plt_tn/act/15/36.md

20 lines
490 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Paoly sy i Barnabasy dia nandeha lalana samy hafa.
# hamangy ireo rahalahy
"hanome fanampiana ireo rahalahy"
# ny tenin'ny Tompo
Eto ny "teny" dia manambara hoe hafatra. DH: "ilay hafatra momban'ny Tompo"
# hahita hoe manao ahoana izy ireo
"hahafantatra vaovao momban'azy ireo." Te hafantatra momba ny toe-javatra misy aminn'ireo rahalahy sy ny fomba fitazoman'izy ireo ny fahamarinan'Andriamanitra.
# Panfilia
Farintany ao amin'i Asia Minora.