490 B
490 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Paoly sy i Barnabasy dia nandeha lalana samy hafa.
hamangy ireo rahalahy
"hanome fanampiana ireo rahalahy"
ny tenin'ny Tompo
Eto ny "teny" dia manambara hoe hafatra. DH: "ilay hafatra momban'ny Tompo"
hahita hoe manao ahoana izy ireo
"hahafantatra vaovao momban'azy ireo." Te hafantatra momba ny toe-javatra misy aminn'ireo rahalahy sy ny fomba fitazoman'izy ireo ny fahamarinan'Andriamanitra.
Panfilia
Farintany ao amin'i Asia Minora.