plt_tn/act/14/17.md

24 lines
740 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy niresaka tamin'ireo vahoaka tany ivelan'ny tanànan'i Lystra i Paoly sy i Barnabasy.
# Izy dia tsy namela ny tenany tsy hisy vavolombelona
"Andriamanitra efa namela vavolombelona tokoa" na hoe "nijoro ho vavolombelona tokoa Andriamanitra"
# tao amin'izany
"araka ny asehon'ny zava-misy izay"
# hameno ny fonareo amin'ny sakafo sy firavoravoana
Eto ny "fonareo" dia ireo olona. DH: "nanome sakafo ampy hoanina sy ireo zavatra maharavoravo"
# Paoly sy Barnabasy dia tsy nitsahatra nihazona ny vahoaka maro be tsy hanao sorona ho azy ireo
I Paoly sy Barnabasy dia nanakana ny maro tsy hanao sorona ho azy ireo, saingy sarotra ny nanao izany.
# tsy nitsahatra nihazona
"sarotra ny nanakana"