plt_tn/act/14/17.md

740 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy niresaka tamin'ireo vahoaka tany ivelan'ny tanànan'i Lystra i Paoly sy i Barnabasy.

Izy dia tsy namela ny tenany tsy hisy vavolombelona

"Andriamanitra efa namela vavolombelona tokoa" na hoe "nijoro ho vavolombelona tokoa Andriamanitra"

tao amin'izany

"araka ny asehon'ny zava-misy izay"

hameno ny fonareo amin'ny sakafo sy firavoravoana

Eto ny "fonareo" dia ireo olona. DH: "nanome sakafo ampy hoanina sy ireo zavatra maharavoravo"

Paoly sy Barnabasy dia tsy nitsahatra nihazona ny vahoaka maro be tsy hanao sorona ho azy ireo

I Paoly sy Barnabasy dia nanakana ny maro tsy hanao sorona ho azy ireo, saingy sarotra ny nanao izany.

tsy nitsahatra nihazona

"sarotra ny nanakana"