plt_tn/act/13/50.md

36 lines
918 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
izany dia mba hanondroana ireo vahoaka tsy mpino izay nolavin'Andriamanitra ary ho saziany.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" eto dia maondro an'i Paoly sy Barnabasy.
# Jiosy
DH: "Ireo mpitarika Jiosy"
# namporisika
"nandresy lahatra"
# ireo lehilahy mpitarika
"ireo lehilahy tena manan-danja"
# Niteraka fanenjehana ho an'i Paoly sy Barnabasy izany
"Nandresy lahatra ireo lehilahy sy vehivavy manan-danja hanenjika an'i Paoly sy i Barnabasy "
# nanipy azy ireo ho any ivelan'ny sisin-tanin'ny tanàna
"nandroaka an'i Paoly sy Barnabasy hivoaka ny tanàna"
# nanintsana ny vovoka tamin'ny tongotr'izy ireo mba hanoherana azy ireo
izany dia mba hanondroana ireo vahoaka tsy mpino izay nolavin'Andriamanitra ary ho saziany.
# mpianatra
Izany angamba dia manondro ireo mpino vaovao tany Antiokia any Pisidia izay vao nilaozan'i Paoly sy i Silasy