# Fampifandraisana ny foto-kevitra izany dia mba hanondroana ireo vahoaka tsy mpino izay nolavin'Andriamanitra ary ho saziany. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy ireo" eto dia maondro an'i Paoly sy Barnabasy. # Jiosy DH: "Ireo mpitarika Jiosy" # namporisika "nandresy lahatra" # ireo lehilahy mpitarika "ireo lehilahy tena manan-danja" # Niteraka fanenjehana ho an'i Paoly sy Barnabasy izany "Nandresy lahatra ireo lehilahy sy vehivavy manan-danja hanenjika an'i Paoly sy i Barnabasy " # nanipy azy ireo ho any ivelan'ny sisin-tanin'ny tanàna "nandroaka an'i Paoly sy Barnabasy hivoaka ny tanàna" # nanintsana ny vovoka tamin'ny tongotr'izy ireo mba hanoherana azy ireo izany dia mba hanondroana ireo vahoaka tsy mpino izay nolavin'Andriamanitra ary ho saziany. # mpianatra Izany angamba dia manondro ireo mpino vaovao tany Antiokia any Pisidia izay vao nilaozan'i Paoly sy i Silasy