plt_tn/act/13/44.md

659 B

Fampahafantaarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "azy" dia manondro an'i Paoly.

saika ny tanàna manontolo

Ny "tanàna" dia maneho ny olona ao an-tanàna. Ity fehezanteny ity dia ampiasaina mba hampisehoana ny valiny lehibe amin'ny tenin'ny Tompo. DH: "ampahany lehibe amin'ny tanàna

mba handre ny tenin'ny Tompo

Voalaza fa i Paoly sy i Barnabasy no niteny ny tenin'ny Tompo. DH: "mba hihainoan'i Paoly sy Barnabasy ny momba an'i Jesosy Tompo"

Ireo Jiosy

Eto "Ireo Jiosy" dia misolo-tena ireo mpitarika Jiosy. DH: "ireo mpitarika Jiosy"

feno fialonana

Eto ny fialonana dia voalaza fa toy ny hoe zavatra mety hameno olona. DH: "nialona be"