# Fampahafantaarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "azy" dia manondro an'i Paoly. # saika ny tanàna manontolo Ny "tanàna" dia maneho ny olona ao an-tanàna. Ity fehezanteny ity dia ampiasaina mba hampisehoana ny valiny lehibe amin'ny tenin'ny Tompo. DH: "ampahany lehibe amin'ny tanàna # mba handre ny tenin'ny Tompo Voalaza fa i Paoly sy i Barnabasy no niteny ny tenin'ny Tompo. DH: "mba hihainoan'i Paoly sy Barnabasy ny momba an'i Jesosy Tompo" # Ireo Jiosy Eto "Ireo Jiosy" dia misolo-tena ireo mpitarika Jiosy. DH: "ireo mpitarika Jiosy" # feno fialonana Eto ny fialonana dia voalaza fa toy ny hoe zavatra mety hameno olona. DH: "nialona be"