plt_tn/act/13/04.md

992 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto misy teny hoe "izy ireo", "Izy ireo", ary "ny azy ireo" dia manondro an'i Barnabasy sy i Silasy

Ka

Ity teny ity dia manamarika toe-javatra iray nitranga noho ny fisehoan-javatra teo aloha. Amin'ity tranga ity, ny hetsika teo aloha dia i Barnabasy sy i Saoly izay natsangan'ny Fanahy Masina.

nidina

Ny fehezanteny hoe "nidina" dia ampiasaina eto satria Selosia dia ambany noho i Antiokia.

Selosia

tanàna iray amoron-dranomasina

tanànan'ny Salamina

Ny tanànan'i Salamis dia tany amin'ny nosy Sipra

Synagogan'ireo Jiosy

Ireto mety handikana azy 1) "nisy synagoga jiosy maromaro tao an-tanànan'i Salamina izay nitoriana an'i Barnabasy sy Saoly" na 2) "Niasa tao amin'ny synagoga tao Salamis i Barnabasy sy i Saoly ka nitory tany amin'ny sinagoga rehetra hitany nandritra ny diany ny nosy Sipra. "

Ary nanana an'i Jaona Marka koa izy ireo mba ho mpanampy azy ireo

"Niaraka tamin'izy ireo i Jaona Marka ary nanampy azy ireo"