plt_tn/act/13/04.md

28 lines
992 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto misy teny hoe "izy ireo", "Izy ireo", ary "ny azy ireo" dia manondro an'i Barnabasy sy i Silasy
# Ka
Ity teny ity dia manamarika toe-javatra iray nitranga noho ny fisehoan-javatra teo aloha. Amin'ity tranga ity, ny hetsika teo aloha dia i Barnabasy sy i Saoly izay natsangan'ny Fanahy Masina.
# nidina
Ny fehezanteny hoe "nidina" dia ampiasaina eto satria Selosia dia ambany noho i Antiokia.
# Selosia
tanàna iray amoron-dranomasina
# tanànan'ny Salamina
Ny tanànan'i Salamis dia tany amin'ny nosy Sipra
# Synagogan'ireo Jiosy
Ireto mety handikana azy 1) "nisy synagoga jiosy maromaro tao an-tanànan'i Salamina izay nitoriana an'i Barnabasy sy Saoly" na 2) "Niasa tao amin'ny synagoga tao Salamis i Barnabasy sy i Saoly ka nitory tany amin'ny sinagoga rehetra hitany nandritra ny diany ny nosy Sipra. "
# Ary nanana an'i Jaona Marka koa izy ireo mba ho mpanampy azy ireo
"Niaraka tamin'izy ireo i Jaona Marka ary nanampy azy ireo"