plt_tn/act/10/34.md

24 lines
616 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanomboka niresaka tamin'ireo olona izay tao an-tranon'i Kornelio i Petera.
# Avy eo dia nanokatra ny vavany Petera ary niteny
"nanomboka niresaka tamin'izy ireo i Petera"
# Marina tokoa
Io dia manambara fa izay zavatra ho lazainy dia tsara ho fantatra.
# Andriamanitra dia tsy miandany na amin'iza na amin'iza
"Andriamanitra dia tsy manome vahana ny olona sasany"
# na iza na iza no midera sy manao asa marina dia ekeny avokoa
"Izy dia manaiky ireo izay midera Azy sy manao asa marina"
# midera
Ny teny "midera" eto dia midika hoe manaja fatratra sy manana fatahorana.