plt_tn/act/10/34.md

616 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanomboka niresaka tamin'ireo olona izay tao an-tranon'i Kornelio i Petera.

Avy eo dia nanokatra ny vavany Petera ary niteny

"nanomboka niresaka tamin'izy ireo i Petera"

Marina tokoa

Io dia manambara fa izay zavatra ho lazainy dia tsara ho fantatra.

Andriamanitra dia tsy miandany na amin'iza na amin'iza

"Andriamanitra dia tsy manome vahana ny olona sasany"

na iza na iza no midera sy manao asa marina dia ekeny avokoa

"Izy dia manaiky ireo izay midera Azy sy manao asa marina"

midera

Ny teny "midera" eto dia midika hoe manaja fatratra sy manana fatahorana.