plt_tn/act/10/13.md

853 B

feo niteny taminy

Ilay olona niteny dia tsy voafaritra mazava. Ilay "feo" dia mety Andriamanitra na ny anjeliny.

Tsia

"Tsy hanao izany aho"

mbola tsy nihinana zavatra izay voarara sy tsy madio mihitsy aho

Izany dia midika fa ny sasany amin'ireo biby ao anaty tranony dia malota araka ny famaritan'ny lalàn'i Mosesy ary tsy azon'ireo mpino izay niaina talohan'ny nahafatesan'i Kristy noanina.

Izay nodiovin'Andriamanitra

Raha Andriamanitra ilay niteny dia manondro ny tenany ihany izy. dh: "izay nodioviko, izaho Andriamanitra"

Niseho in-telo izany

Tsy hoe izay zavatra rehetra hitan'i Petera dia efa nitranga in-telo. Fa ilay fehezanteny "Izay nodiovin'Andriamanitra, dia tsy antsoina hoe fady" no niverina in-telo. Na izany ary, dia tsara raha lazaina tsotra hoe "izany dia nitranga in-telo" fa tsy hazavaina amin'ny antsipiriany.