plt_tn/act/10/13.md

20 lines
853 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# feo niteny taminy
Ilay olona niteny dia tsy voafaritra mazava. Ilay "feo" dia mety Andriamanitra na ny anjeliny.
# Tsia
"Tsy hanao izany aho"
# mbola tsy nihinana zavatra izay voarara sy tsy madio mihitsy aho
Izany dia midika fa ny sasany amin'ireo biby ao anaty tranony dia malota araka ny famaritan'ny lalàn'i Mosesy ary tsy azon'ireo mpino izay niaina talohan'ny nahafatesan'i Kristy noanina.
# Izay nodiovin'Andriamanitra
Raha Andriamanitra ilay niteny dia manondro ny tenany ihany izy. dh: "izay nodioviko, izaho Andriamanitra"
# Niseho in-telo izany
Tsy hoe izay zavatra rehetra hitan'i Petera dia efa nitranga in-telo. Fa ilay fehezanteny "Izay nodiovin'Andriamanitra, dia tsy antsoina hoe fady" no niverina in-telo. Na izany ary, dia tsara raha lazaina tsotra hoe "izany dia nitranga in-telo" fa tsy hazavaina amin'ny antsipiriany.