754 B
754 B
Nahita olona
I Petera dia tsy nivonona ny hitady olona malemy saingy nitranga anefa izany. DH: "indro Petera tafahoana tamin'ny lehilahy iray"
lehilahy iray antsoina hoe Aenasy
Io dia mampiditra an'i Aenasy ao anatin'ny tantara.
izay efa teo am-pandriany nandritry ny valo taona, satria nalemy izy
Io dia fampahafantarana mahakasika an'i Aenasy
nalemy
tsy afaka mandeha, mety tsy afaka mampihetsika ny tapany ambany amin'ny vatany
amboary ny fandrianao
"ahoreno ny fandrinanao"
izay rehetra nipetraka
ireo olona izay niaina
tao Lyda sy tao Sarona
Ny tanànan'i Lydda dia tany amin'ny Lemak'i Sarona.
nahita ilay lehilahy
Tsara raha lazaina fa hitan'izy ireo fa sitrana izy. DH: "nahita ilay lehilahy nositranin''i Petera"