# Nahita olona I Petera dia tsy nivonona ny hitady olona malemy saingy nitranga anefa izany. DH: "indro Petera tafahoana tamin'ny lehilahy iray" # lehilahy iray antsoina hoe Aenasy Io dia mampiditra an'i Aenasy ao anatin'ny tantara. # izay efa teo am-pandriany nandritry ny valo taona, satria nalemy izy Io dia fampahafantarana mahakasika an'i Aenasy # nalemy tsy afaka mandeha, mety tsy afaka mampihetsika ny tapany ambany amin'ny vatany # amboary ny fandrianao "ahoreno ny fandrinanao" # izay rehetra nipetraka ireo olona izay niaina # tao Lyda sy tao Sarona Ny tanĂ nan'i Lydda dia tany amin'ny Lemak'i Sarona. # nahita ilay lehilahy Tsara raha lazaina fa hitan'izy ireo fa sitrana izy. DH: "nahita ilay lehilahy nositranin''i Petera"