plt_tn/act/09/28.md

20 lines
595 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy sy ireo olona izay niova fo ho amin'ny Jodaisma.
# niady hevitra niaraka tamin'ireo Jiosy Grika
Niezaka nifanakalo hevitra tamin'ireo Jiosy niteny grika i Saoly.
# ireo rahalahy
Ny teny hoe "rahalahy" eto dia manondro ireo mpino tao Jerosalema.
# nentin'izy ireo nidina tany Kaisaria
Ny teny hoe "nidina" dia ampiasaina eto satria Kaisaria dia ambany kokoa noho ny an'i Jerosalema.
# nalefany ho any Tarsosy izy
I Kaisaria dia seranan-tsambo. Nalefan'ireo mpirahalahy sambo tany Tarsosy i iSaoly.