plt_tn/act/09/28.md

595 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy sy ireo olona izay niova fo ho amin'ny Jodaisma.

niady hevitra niaraka tamin'ireo Jiosy Grika

Niezaka nifanakalo hevitra tamin'ireo Jiosy niteny grika i Saoly.

ireo rahalahy

Ny teny hoe "rahalahy" eto dia manondro ireo mpino tao Jerosalema.

nentin'izy ireo nidina tany Kaisaria

Ny teny hoe "nidina" dia ampiasaina eto satria Kaisaria dia ambany kokoa noho ny an'i Jerosalema.

nalefany ho any Tarsosy izy

I Kaisaria dia seranan-tsambo. Nalefan'ireo mpirahalahy sambo tany Tarsosy i iSaoly.