plt_tn/act/09/20.md

20 lines
682 B
Markdown

# Fampahalalana ankapobeny
Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
# Zanak'Andriamanitra
Izany dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy
# Tsy io olona io ve no namono ireo tany Jerosalema izay niantso tamin'io anarana io?
Ity fanontaniana manan-danja sy adihevitra izay manantitrantitra fa i Saoly dia ilay lehilahy nanenjika ny mpino. DH: "Io ilay lehilahy nandrava ireo tao Jerosalema izay niantso tamin'io anarana Jesosy io!"
# io anarana io
Eto ny "anarana" dia manondro an'i Jesosy. DH: "ny anaran'i Jesosy"
# nampahory ireo Jiosy
Nalahelo mafy izy ireo satria tsy nahita fomba hanaporofoana ny fanambaran'i Saoly fa i Jesosy no Kristy.