plt_tn/act/09/20.md

682 B

Fampahalalana ankapobeny

Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.

Zanak'Andriamanitra

Izany dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy

Tsy io olona io ve no namono ireo tany Jerosalema izay niantso tamin'io anarana io?

Ity fanontaniana manan-danja sy adihevitra izay manantitrantitra fa i Saoly dia ilay lehilahy nanenjika ny mpino. DH: "Io ilay lehilahy nandrava ireo tao Jerosalema izay niantso tamin'io anarana Jesosy io!"

io anarana io

Eto ny "anarana" dia manondro an'i Jesosy. DH: "ny anaran'i Jesosy"

nampahory ireo Jiosy

Nalahelo mafy izy ireo satria tsy nahita fomba hanaporofoana ny fanambaran'i Saoly fa i Jesosy no Kristy.