plt_tn/act/09/13.md

787 B

olonao masina

Eto ny "olona masina" dia manondro ireo kristiana. DH: "ny mponin'i Jerosalema izay mino anao"

fahefana tamin'ireo lohan'ny mpisorona izy mba hisambotra izay rehetra miantso ny anaranao eto

Izany dia midika fa ny haben'ny hery sy fahefana nomena an'i Saoly dia voafetra ho an'ny vahoaka jiosy amin'io fotoana io

miantso ny anaranao

Eto ny "anaranao" dia manondro an'i Jesosy.

izy dia fitaovana voafidiko

Ny "fitaovana voafidy" dia manondro zavatra iray voatokana ho an'ny asa fanompoana. DH: "Nifidy azy aho mba hanompo ahy"

hitondra ny anarako

Izany dia fomba fiteny mba hamaritana na hiresahana an'i Jesosy. DH: "mba hahafahany miresaka momba ahy"

noho ny amin'ny anarako

Izany dia fomba fiteny izay midika hoe "milaza amin'ny olona ny momba ahy."