plt_tn/act/09/13.md

24 lines
787 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# olonao masina
Eto ny "olona masina" dia manondro ireo kristiana. DH: "ny mponin'i Jerosalema izay mino anao"
# fahefana tamin'ireo lohan'ny mpisorona izy mba hisambotra izay rehetra miantso ny anaranao eto
Izany dia midika fa ny haben'ny hery sy fahefana nomena an'i Saoly dia voafetra ho an'ny vahoaka jiosy amin'io fotoana io
# miantso ny anaranao
Eto ny "anaranao" dia manondro an'i Jesosy.
# izy dia fitaovana voafidiko
Ny "fitaovana voafidy" dia manondro zavatra iray voatokana ho an'ny asa fanompoana. DH: "Nifidy azy aho mba hanompo ahy"
# hitondra ny anarako
Izany dia fomba fiteny mba hamaritana na hiresahana an'i Jesosy. DH: "mba hahafahany miresaka momba ahy"
# noho ny amin'ny anarako
Izany dia fomba fiteny izay midika hoe "milaza amin'ny olona ny momba ahy."