plt_tn/act/08/12.md

587 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireto andininy ireto dia manome fanazavana bebe kokoa momban'i Simona sy ireo Samaritana sasany tonga mba hino an'i Jesosy.

natao batisa izy ireo

DH: "nataon'i Filipo Batisa izy ireo" na "nanao Batisa ireo mpino vaovao i Filipo"

Na i Simona aza dia nino

DH: "I Simona ihany koa dia anisan'ny ray amin'ireo izay nino"

nanaovana batisa azy

DH: "nanao Batisa an'i Simona i Filipo"

Rehefa nahita ireo famantarana sy asa lehibe izay niseho izy, dia gaga

"gaga i Simona rehefa nahita an'i Filipo nanao ireo famantarana sy fahagagana lehibe"